Posted by : Nymphea Iris



Embona sy hanina,

tsiahy maha-fahanginana

Ngoly ny fo mamelovelo,

madisadisan'alahelo

Ny avôna tazanina,

tsy hita ho dinganina

Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra

Ny aina marary, ny fo maratra

Fa ny antsoko, ny ankony mitampody

Mba mihika mafy anie aho nefa tsy tody I

zay jereko manjavozavo

Tako-drahona sy vohitra avo

Fa mahery sy masiaka ny onja

Tsisy lakana mety afaka hitondra

Ny maso no alefa maminany

Mibanjina anao any ho any.

Alahelo sy toloko, raha vao injay tsaroako

Fa noho ny hasomparan'ny tany

Izaho aty, ianao lavitra any

Tsy azo hiadiana ny anjara '

Zay angamba no heveriny ho tsara

Izaho tsy kivy tsy ho ketraka

Na dia mangidy mavesatra

Fa ny ahy dia fitia tena marina

Na anaty honahona tsy ho tafarina

Na halevina mety handifitr'olona

Hiposaka amin'ny hamololona

Ny any hafatro dia ny hoe matokia

Fa izaho tsy hitsahatra ny hitia

Tsy ny halavitana, ny tsy hita maso

Mahasakana ny fontsika tsy hihaona

3 Responses so far.

  1. Mahefasoa says:

    Za sy Tantine Zara ihany.
    Mahafinaritra ny blog-ndry.
    Mbola hanoratra izahay @ manaraka fa ity aloha ny lien mikasika ilay lokon'ilay "robe" http://pourpre.com/chroma/dico.php?typ=fiche&ent=bonbon

    Ity ilay blog :
    http://zaramalala.skyblog.com

  2. Anonymous says:

    oay o! tsy fatatro oe tinao io hira io!
    maël

  3. Anonymous says:

    slu! mandalondalo kely ato @ blognao ndray e!
    Maël

Labels

ai yori aoshi aishiteruze baby AKB48 alice nine amagami ss plus angel sanctuary another aoyama thelma arashi aya kamiki ayumi hamasaki black lagoon bleach blood + btooom c-ute card captor sakura chobits Citations code geass cook cosplay cowboy bebop cuisine db kai dbz death note detective conan devil may cry DNA² download Dr. Rin ni Kiitemite dragon ball gt dragon ball kai dress durarara Dusk Maiden of Amnesia elfen lied evangelion Eyeshield 21 facebook fairy tail fanpage fashion fate stay night fate zero 2 film flumpool fma forgiveness fruits basket fullmetal alchemist g dragon gantz générique generique de pokemon generiques girl great teacher onizuka GTO guilty crown gundam gundam wing hello hellsing HEY SAY JUMP High School DxD high school girls Highschool of the dead hotd hunter x hunter hyouka inuyasha iron man jam jar K-on Katanagatari koda kumi Korokke kpop l'arc-en-ciel last exil last moment love hina love story Lovely Complex lovers lucky star lyrics mahaleo mai kraki manga meaning meisa kuroki mobile game mode moi dix mois movie name nami tamaki namie amuro Nana Nana Mizuki naruto naruto fighting naruto shippuden neon genesis evangelion omae dattanda one piece orange range ost page pita ten poëme pokemon prince of tennis pub quotation quotes ramen recipe record of lodoss war sachi tainaka sailor moon samurai champloo scandal serie shaman king sheet music shunkan sentimental Sister Princes skirt skyline Slam Dunk song soul eater the gazette top Tous les generique en français Tsubasa Reservoir Chronicles u and I utada hikaru v ardfightv anguard vampire knight guilty video visual kei Wolf's Rain yamada ryosuke you and I your eyes yui Yuna Ito ZARD zetman

Facebook fans

Followers

Copyright © FREE ANIMES, OP AND END DOWNLOADS -Black Rock Shooter- Powered by Blogger - Designed by Johanes Djogan